Fiainan’ny fiangonana

/Fiainan'ny fiangonana

Pst. ANDRIAMASINORO 30è – Gazetiko

Hotanterahina ny fankalazana an’Andriamanitra, noho ny tsingerintaonam-panompoana, nataon’ny Mpitandrina ANDRIAMASINORO Fidimalala mivady teo amin’ny sahan’ny FJKM. Toy izao avy izany : Faha-30 taona maha Mpitandrina ; Faha-25 taona nisahanana fampianarana Teolojia teo anivon’nyTPM FJKM ; Faha-24 taona naha Birao Foibe Sekoly Alahady ; Faha 16 taona niara-niasa teto anivon’ny Fitandremana [...]

By | novembre 16th, 2021|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Pst. ANDRIAMASINORO 30è – Gazetiko

Fanokafana Fiangonana anaty Fahamehana ara-pasalamana

Ho antsika Kristiana Eto amin’ny FJKM Avaratr’Andohalo Ry havana, Ny Biraon’ny Fiangonana no mamangy antsika rehetra. Ho aminareo ny fahasoavana sy ny fiadanan’ny Tompo. Niarahantsika nandre ny fanambarana sy fandaminana nataon’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe, tamin’ny alalan’ny Filoha, IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina, izay manome alalana ny Mpitandrina hamoha ny trano Fiangonana isanandro sy ny Alahady. Rentsika [...]

By | avril 23rd, 2020|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Fanokafana Fiangonana anaty Fahamehana ara-pasalamana

Ny rafitra

Ny Fitandremana no ambaratongan-drafitra fototra ato amin’ny FJKM. Ny Foto-dalana andininy faha-15 dia mamaritra ny Fitandremana ho toy izao: “Ny Fitandremana dia Fiangonana iray (1) na maromaro entin’ny Mpitandrina iray (1) araka ny fandaminana ataon’ny Komity Lehiben’ny Synodamparitany”. Ankilany, ny Fiangonana dia: “fitambaran’ny mpiara-mivavaka sy mpiara-miangona amin’ny toerana iray araka ny fotopinoana sy ny fomba ary adidy [...]

By | novembre 19th, 2019|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Ny rafitra

Foto-kevitra protestanta

Fotoana manan-tantara eo amin’ny Protestantisma ny 31 Okt 1517, ka araraotintsika izany ianarana mba hahafantarana bebe kokoa ny maha Protestanta sy ny foto-kevitra vitsivitsy ijoroany sy iavahany, amin’ity Alahady 30 Oktobra ity. Ny alin’ny Zoma 31 Oktobra 1517 no namoahan’i Martin LOTERA ho peta-drindrina ny foto-kevitra miisa 95, izay nanova tanteraka ny fiainan’ny Fiangonana [...]

By | novembre 19th, 2019|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Foto-kevitra protestanta

Ny tafika masina

By | novembre 19th, 2019|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Ny tafika masina

Ny asa misiona / CWM

Iza moa ireto Iraka ireto ? Teo amin’ny lafiny asa : Ny Mpitandrina RAMBOANJANAHARY RASOLONJANAHARY Samoelijaona dia talen’ny Sekoly Vinet Ambohimalaza sady mpampianatra taranja marika tao, avy eo izy dia mpampianatra taranja marika hatrany tao amin’ny Sekoly Paul Minault Androhibe. Teo amin’ny lafiny asa fanompoana : Sekreteran’ny FJKM Androva Vaovao izy tamin’ny [...]

By | novembre 19th, 2019|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Ny asa misiona / CWM

Ny loholona sy ny diakona

Antoko diakona 2019 -2023 ANTOKO VOALOHANY DIAKONA 01 ANDRIAMBOLOLONA Lova 02 ANDRIAMBOLOLONA Hernanie Marie Marcelle 03 ANDRIANALY Louisa Andrianasolo 04 ANDRIANONISOA Hajanirina 05 HAVOSON Hugues 06 HAVOSON RATSIMBA Vololona 07 RABEHAJA Rina 08 RABEHAJA RAMPARANY Onintsoa 09 RAFATRO Mialinirina 10 RAFATRO Hanta 11 RAHOLISON RATSIMBA Claudia Michelle 12 RAJAONARIVELO RAVALISON Henri 13 RAJAONARIVELO RAKOTOMALALA [...]

By | novembre 18th, 2019|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Ny loholona sy ny diakona

Asa vavolombelona

Nanao hetsika manokana ho an’ ny traboina eto amin’ny Nosy ny Fitandremana Avaratr’Andohalo, ny Alahady 22 Febroary 2015. Narotsaka ho an’ny traboina avokoa ny rakitra rehetra natao tamin’io Alahady io, mba ho enti-miara-mientana tamin’ny FJKM manontolo. Ny SAF FJKM no niandraikitra izany eo amin’ny sahan’ny FJKM. Asa iombonana Notanterahina ny Alahady 01 Martsa 2015 ny [...]

By | septembre 22nd, 2018|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Asa vavolombelona

Famp. Alahady faha 5

[wpgmza id="1"] Maha izy azy ny Sampana Ny Sampana Tanora Kristiana Zandriny, afohezina hoe S.T.K.Za, dia Sampana iray miodna ao amin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara, amin'ny maha STK. Na. hitaizana sy hanabe ny tanora. Manaraka ny Fitsipika ankapobeny sy ny foto-kevitra iorenan'ny Fiangonana. Nankatoavina ara-pombam-piangonana . anivon'ny FJKM, ny 29 Aogositra [...]

By | septembre 7th, 2018|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Famp. Alahady faha 5

Foto-pinoana

Ny Tantaran'ny FJKM: Fiangonana telo samihafa no nitambatra ho Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM). Ny London Missionary Society (LMS) Ny Friends’Foreign Mission Association (FFMA) Ny Mission Protestante Française (MPF) Nandalo fisedrana ny Fiangonana: tao ny fanenjehana tamin’ny andron-dRanavalona voalohany (1828-1861), betsaka ny maritiora maty novonoina, nodorana, navarina tamin’ny hantsana, nolefonina, notoraham-bato, tao ny mba [...]

By | septembre 7th, 2018|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Foto-pinoana