Raha voan’ny sery mafy ianao ka sorena tsy mahita tory amin’ny alina, satria ny orona tsentsina, ny ranon-delo mitsororoka, dia aza

misahirana mitady fanafody. Makà tongolobe, oignon, iray. Esory ny hodiny dia silaho efatra ho toy ny vonin-draozy, ary apetraho eo an-dohafandriana. Ho hitanao fa hisava avokoa izay nanahirana anao teo ary ho afaka mbamin’ny sery.
Ny indrokely dia ity : Mahatantesa sy miareta amin’ny fofona ; kanefa mahareta fa hanana ny soa e !