Ny sampana tanora kristianina zandriny eto anivon’ny Fiangonana FJKM Avaratr’Andohalo dia niforona tamin’ny taona 1984.

Ny tanjona: ny Sampana Tanora Kristianina eo anivon’ny Sahan’ny FJKM mitaiza ny tanora kristianiana ara-panahy, ara-tsaina ary ara-batana izany dia voarakitra ao anatin’ny Boky “ Fitsipika Fototra sy Fitsipika anatiny”.

Vanim-potoana: 1984-1988

Ny birao:

Ny filoha : RASOLOFONIAINA samoela Haingo
Ny filoha lefitra :

  • RAZAFINDRATOVO RAHARISON Solo
  • RABETSIMIALOANA Nady
  • RABETSIMIALONA Andriatsialonina Christian
  • RAKOTONDRAJAO Farasoa
  • RAZAFINDRATOVO RAHARISON RAMPARANY Olga

Ireo fotoana nanamarika

  1. Ny fampisehoana teatra ny “tantaran’I Mosesy” Asa soratr’I RABARY mpitandrina ny 28 Jona 1987 tao amin’ny lycée Andohalo.
    Tsara ho marihina fa ny Hira sy ny ravaky ny sahatra dia asan-tanan’ny mpikambana, toy izany koa ny fanamiana
  2. Fampisehoana vako-drazana mitondra ny lohateny “ Elom-pitia” teo amin’ny sehatry ny fivoriamben’ny CETA ( Conseil Evangelique de Toute l’Afrique); ny 27 May 1985 tao amin’ny Kolejy RASALAMA.
  3. Ny fitsangatsanganana miaraka tamin’ny STK SP Avaratr’Andohalo teny Andraisoro no tarihin’Itompokolahy RAKOTO René Auguste.

 

Vanim-potoana: 1988-1992
Ny birao:
Ny filoha : RAZAFINDRATOVO RAHARISON Solo
Ny filoha lefitra :

Ireo fotoana nanamarika :

 

Vanin_potoana: 1996-2000

Ny birao:

Ny filoha : RAVELOSON RAZAFINDRABENJA Nirina julien

Ny filoha lefitra :

  • Koto RASAMOELINA
  • RABEZAKA Tiana

Mpitantsoratra : RAVELOJAONA Vero

Mpitahiry vola : RAKOTONDRAJAO Farasoa

Mpitantsoratra ny vola : RAMIANDRISOA Manatsoa

Mpanolotsaina : RAZAFINDRATOVO RAHARISON Solo

Ireo fotoana nanamarika

  • Tafika masina tany Andasibe ny taona 1997
  • Dejeuner dansant tao amin’ny Akan’ny nofy
  • Fandraisana anjara tamin’ireo hetsika nokarakarain’ny STK faritra Avaratr’Andohalo
  • Fampisehoana tantara antsehatra rehefa krismasy
  • Fisindana teny amin’ny Monastère teny Mahitsy narahana famelabelaran-kevitra izay nataon’ny Pasitera
  • RAJAONARIVONY Sata (FJKM Mahazoarivo)

 

Vanim-potoana: 2000-2004

Ny birao:

Ny filoha : seheno

Ny filoha lefitra : Koto RASAMOELINA

Mpitantsoratra :

Mpitahiry vola :

Mpitantsoratra ny vola :

Mpanolotsaina :

Ireo fotoana nanamarika

 

Vanim-potoana : 2004-2005

Ny birao:

Ny filoha : koto RASAMOELINA

Ny filoha lefitra :

  • VALITIANA
  • RAMIANDRISOA Manatsoa

Mpitantsoratra : RATSIMANDRESY Bodoarinavalona

Mpitahiry vola :

Mpitantsoratra ny vola :

Mpanolotsaina :

Ireo fotoana nanamarika

 

Vanim_potoana : 2005

Ny birao:

Ireo filoha naira nitantana:

  • RASOLOFONIAINA Samoela Haingo
  • RAMAROSON Teddy
  • RAMONTAZAFY RANDRIAMANAJARA Hajasoarifetra
  • RASOLDIER Oly

 

Vanim-_potoana : 2006-2008

Ny birao amperinasa

Ny filoha: RAMONTAZAFY RANDRIAMANANJARA fetra

Ny filoha lefitra :

  • RASOLOFONIAINA Njaka
  • RATSIMANDRESY Bodoarinavalona

Mpitantsoratra : ANDRIAMAHEFASOA Malala RAVAKA

Mpitahiry vola : RANDRIAMINOSOA Tahina

Mpitantsoratra ny vola : ANDRIAMANALINA Claudio

Ireo fotoana nanamarika

 

Vanin_potoana : 2008-2012

Ny birao

Ny filoha: RAMONTAZAFY RANDRIAMANANJARA Hajasoarifetra

Ny filoha lefitra :

  • RASOLOFONIAINA Njaka
  • RAKOTONANAHARY Riri

Mpitantsoratra :

  • RAVELOSON Ando Norohasina
  • ANDRIAMAHEFASOA Malala

Mpitahiry vola : RAOELISON Andriamihaja Mamy

Mpitantsoratra ny vola : ANDRIAMAROANDRAINA Miora

Ireo fotoana nanamarika

 

  • Famangiana ny fiangonana FJKM Ambohipeno Ambatondrazaka

 

 

  • Fankalazan ny faha 25 taona ny STKZA

 

Ny komity:

  • RABEHARIZAKA Manuela Aubert
  • RAMONTAZAFY ANDRIAMIHAJA Herinjo
  • RATSIMANDRESY Dida
  • RATSIMANDRESY Ndranto Sariaka

 

  • Tafika masina tany Fenerive Est niarahana tamin’ny mpitandrina ANDRIAMASINORO Fidimalala

 

  • Ny fianarana mahandro

 

 

  • Ny fanamboarana ny fiangonana FJKM Babay izay

 

 

Vanin_potoana : 2011-

Ny birao amperinasa

Ny filoha: RAMONTAZAFY Andriamihaja Herinjo

Ny filoha lefitra :

  • RAMBOATIANA Hery
  • RAZAFINDRATOVO Ndriana

Mpitantsoratra :

  • RATOVO RAKOTOVAO Antsa Fiafaliana
  • RAMIANDRISOA RAZAFINDRATOVO Koloina

Mpitahiry vola : RAKOTONANAHARY Riri

Mpitantsoratra ny vola : RASOLOFOHARIVELO Zo

Ireo fotoana nanamarika

  • Fisindana tany Moramanga

 

  • Fambolen-kazo niarahana tamin’ny sampana STK ZO tany Ambatofotsy

Marihina fa ny mpikambana ao amin’ny STK-Za dia manatanteraka isan-taona ny adidy maha olom-pirenena azy.

 

 

  • Ny fampisehoana tantara antsehatra isaky ny herinandro sambatra sy ny herinandro masina

 

 

  • Ny fitsanganan’ny rantsana mpihira eo anivon’ny STK-ZA

 

 

  • Famonjena ireo fihaonam-be ny STK

 

 

 

  • Andro fialam-bolin’ny mpikambana

 

 

  • Tafika masina tany Ambohitrombihavana niarahana tamin’ny AFF sy ny sampana AMAA

Sehatra iasan’ny Mpikambana

 

 

  • Fanohanana ireo zaza tazaina ao amin’ny toby Kerita Malao

 

 

  • Fandraisana anjara amin’ireo antsam-panahy izay karakarain’ny fiangonanana

 

 

  • Fandraisana anjara amin’ny hetsika izay ataon’ny fiangonana

 

 

  • Fandraisana anjara amin’ireo hetsika izay ataon’ny FJKM

 

 

  • Fiarahamiasa miaraka amin’ny fiangonan’ny FJKM Antsahambavy