Fjkm Avaratr’Andohalo

Fjkm Avaratr’Andohalo

Maneho ny tana-maheriny ny Tompo Andriamanitra
Ny Raiko Izay nanome Ahy dia lehibe noho izy rehetra; ary tsy misy mahay mandromnbaka amin’ny tànan’ny Ray. »

Jaona 10,29

Hanaraka aho

Ny tantaran’ny fiangonana

FENO 150 TAONA AVARATRANDOHALO
“Fahamasinana no miendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, Jehovah ô!” (Sal.93,6b)

Ny volana Oktobra 1864 no niorenan’ny Fiangonana Avaratr’Andohalo. Kristiana 40 mianadahy tao amin’ny Fiangonana Analakely notarihin’andriamatoa ingahy RAINITRIMO sy RAMAKA . Mponina tety amin’ny faritra ambony ry zareo ary nanam-paniriana hanorina fiangonana manakaiky ny Kianjan’Andohalo , toerana izay nanamelohana ireo Martiora Kristiana mba hijoroana ho vavolombelona.

Tohiny

Mofon’aina

MOFONAINA F.J.K.M. AVARATR'ANDOHALO Ny vatsim-panahy atolotra eto dia fanazavana ny lohahevitra isam-bolana voalahatra ao amin’ny Perikopa FJKM. Ny fampianarana sy fanazavana atao isaky ny [...]

Ny rafitra

Ny Fitandremana no ambaratongan-drafitra fototra ato amin’ny FJKM. Ny Foto-dalana andininy faha-15 dia mamaritra ny Fitandremana ho toy izao: “Ny Fitandremana dia Fiangonana iray (1) na [...]

Foto-kevitra protestanta

Fotoana manan-tantara eo amin’ny Protestantisma ny 31 Okt 1517, ka araraotintsika izany ianarana mba hahafantarana bebe kokoa ny maha Protestanta sy ny foto-kevitra vitsivitsy [...]

Ny hafatry ny Mpitandrina

Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin’izay hahasoa sy hampandroso azy 

Romana 15, 2

Fianarana soratra masina

« Dia nampanetry tena anao Izy ka namela anao ho noana, dia nanome anao ny mana hohaninao, (…) hampahafantarany anao fa tsy mofo ihany no iveloman’ny olona…

Perikopa

Perikopa ny fiangonana FJKM . Afahanao miomana bebe kokoa ny amin’ny fandaharana hoavy…

Fantatro izay inoako

Moa tsy mino na manivaiva an’i Maria ve ny Protestanta ?
Hitantsika ao amin’ny Testamenta Vaovao ny momba an’i Martia, renin’i Jesoa…

Asa vavolombelona

Nanao hetsika manokana ho an’ ny traboina eto amin’ny Nosy ny Fitandremana Avaratr’Andohalo, ny Alahady 22 Febroary 2015. Narotsaka ho an’ny traboina.…

Hira sy tononkira

Hé ry avaratr’Andohalo
Fiangonana malala sarotra afoy,
Sarotra adinoina,
Fa iorenan’ny fo sy ny saina !…

Mba fantatrao ve ?

Raha voan’ny sery mafy ianao ka sorena tsy mahita tory amin’ny alina, satria ny orona tsentsina, ny ranon-delo mitsororoka, dia aza misahirana mitady fanafody…

FJKM Avaratr’Andohalo
Fifalian’ny FJKM Avaratr’Andohalo miaraka amin’ny Zanaka ampielezany eto Toamasina.

Asa tany amin’ny faritra
Ny asa vavolombelona

Ireo hetsika samihafa
Tanora misaoma

Sekoly alahady
Lehilahy kristianina

Ny Sarin-tsika

Trano_fjkm
Trano fiangonana FJKM AVARATR’ANDOHALO
Faritra
Faritra
Vatsim-panahy
Vatsim-panahy
Fantatro izay inoako
Fantatro izay inoako
Pasitera
Pasitera
Fotoam-pivavahana AZAA 2017
Maka sary
Fotoam-pivavahana AZAA 2017
Scoot
Fotoam-pivavahana AZAA 2017
Mpiandraikitra

Teti-andro

Week of Déc 2nd
lundi mardi mercredi jeudi vendredi samedi dimanche
décembre 2, 2020 décembre 3, 2020 décembre 4, 2020 décembre 5, 2020 décembre 6, 2020
décembre 7, 2020 décembre 8, 2020