SAMPAN’ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA A.F.F

Asan’ny Fiangonana no ataon’ny AFF . Izy no mandrindra ny asa Fitoriana ny Filazantsara rehetra tanterahin’ny Fiangonana manontolo sy ny Sampana : Asa fitoriana ato anatiny sy ivelany. Ny Kristiana rehetra no mpikambana avy hatrany amin’ny Asa Fitoriana eo ambany fandaminan’ny AFF. Amin’ny maha Sampanasa azy (fa tsy Sampana), dia mpikambana mavitrika sady mifarimbona ao avy hatrany ny Sampana velona rehetra eto amin’ny Fiangonana.

.

Zava-kendreny

Ny  Sampan’asa Asa Fitoriana ny Filazantsara  dia manana tanjona handrenesan’ny Malagasy sy ny mponina eto Madagasikara ny Filazantsaran’I Jesoa Kristy sy ny handraisany ary hanekeny Azy ho Tompo sy Mpamonjy

Fitoriana ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy amin’ny alalan’ny sehatra maro ka isan’izany ny:

– Manentana sy manampy ary miaraka amin’ny fiangonana
– Manao izay handrenesan’ny olona rehetra ny filazantsara
– Manao izay hahatonga mpianatra ireo efa nandre filazantsrara.
– Mitaona ny olona hijoro vavolombelonan’ny finoana an’I Jesoa Kristy

Ka ireto no ataony ho zava-dehibe hikendrena izany :

  • Mitory ny Filazantsaran’I Jesoa Kristy
  • Manentana sy manampy ny Fiangonana amin’ny fitoriana
  • Manofana ireo hitory ny Filazantsara
  • Mandrindra sy mandamina ny asa fitoriana ny Filazantsara

Biraon’ny Sampana

♦ Filoha :
♦ Filoha mpanampy  :
♦ Mpitantsoratra :
♦ Mpitantsoratry ny vola :
♦ Mpitahiry vola :
♦ Mpanolotsaina :

RAJAONARISON Roméo
RASOAZANAMANANA Lucie Harisoa
RADIMISON Sarobidy
ANDRIAMPARANY Tahiana
RAKOTONIRAINY Irène
RAMAMONJY RATRIMO Mbolatiana
RAVELOSON Julien

Hetsika samihafa
Ny SAMPATI dia