SAMPAN’ASA SEKOLY FJKM AMBOHIJATOVO AVARATRA

Nankinina tamin’ny FJKM Avaratr’Andohalo ny Sekoly Protestanta Ambohijatovo Avaratra. Ity sampanasa ity no sehatra ahazoan’ny Fiangonana miditra an-tsehatra sy mandray anjara biriky hanohanana sy hampivoarana ary hanampiana ny Sekoly Ambohijatovo Avaratra, na fotodrafitrasa sy tohandrafitra ary fampitaovana, na hevitra ankapobeny ho fampivoarana sy fampandrosoana ny sekoly ( fampianarana, mpianatra, mpiasa, sns).  Sampanasa miankina amin’ny fiangonana izany fa tsy ao amin’ny sekoly, ka tsy ho rafitra misalovana velively, na ny fitantanana ao amin’ny sekoly, na ny lafiny pedagojia satria anjaran’ny FKS izany.

.

Zava-kendreny

Ny  Sampan’asa Asa Fitoriana ny Filazantsara  dia manana tanjona handrenesan’ny Malagasy sy ny mponina eto Madagasikara ny Filazantsaran’I Jesoa Kristy sy ny handraisany ary hanekeny Azy ho Tompo sy Mpamonjy

Fitoriana ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy amin’ny alalan’ny sehatra maro ka isan’izany ny:

– Manentana sy manampy ary miaraka amin’ny fiangonana
– Manao izay handrenesan’ny olona rehetra ny filazantsara
– Manao izay hahatonga mpianatra ireo efa nandre filazantsrara.
– Mitaona ny olona hijoro vavolombelonan’ny finoana an’I Jesoa Kristy

Ka ireto no ataony ho zava-dehibe hikendrena izany :

  • Mitory ny Filazantsaran’I Jesoa Kristy
  • Manentana sy manampy ny Fiangonana amin’ny fitoriana
  • Manofana ireo hitory ny Filazantsara
  • Mandrindra sy mandamina ny asa fitoriana ny Filazantsara

Biraon’ny Sampana

♦ Filoha :
♦ Filoha mpanampy  :
♦ Mpitantsoratra :
♦ Mpitantsoratry ny vola :
♦ Mpitahiry vola :
♦ Mpanolotsaina :

RAKOTONJANAHARY Josoa
RAKOTONDRAMASY Paquerette
.
ANDRIAMAROSOLO Maria
RAJAONARIVONY RAJAONSON Sombiniaina
RAKOTOMALALA Lantoaritsimba
RANDRIANJANAHARY Emile

Hetsika samihafa
Ny SAMPATI dia