VOKOVOKO MANGA

Maha izy azy ny Sampana

Sampana mijoro eo anivon’ny Fiangonana dia ny FJKM, ao anivon’ny fiarahamonina misy azy, ary eo anivon’ny firenena. Fehezin’ny Foto-dalàna sy Fitsipiky ny FJKM

Zava-kendreny : Miady amin’ny zava-mahadomelina ao anatiny sy ivelan’ny Fiangonana.

Biraon’ny Sampana

♦ Filoha :
♦ Filoha mpanampy :

♦ Mpitantsoratra ny fivoriana :

♦ Mpitan-tsoratry ny vola :
♦ Mpitahiry vola :

.

ANDRIANALY ANDRIANASOLO Louisa
ANDRIANTAVY RAFARA Harisoa Angeline
ANDRINJAFIARIVELO Sissi
ANDRIANARY Michèlle
RADIMISAON Sedra Sarobidy

ANDRIAMBOAVONJY Sandy
RAMANAKANTSOINA Alice Yolande