Komitin’ny Akany
Nohon'ny Fahasoavan'Andriamanitra dia notanterahina tamin'ny alahady 13 oktobra 2019 ny fametrahana ny vato fehizoron'ny Akany ao Anjohy. Najoro ny Komitin'ny fanorenana ary am-perinasa tanteraka ankehitriny. Efa hita sy azo tsapain-tanana ny asa vita, na dia vao telo volana katroka aza izao no nametrahana ny vato fehizoro. Hanao tolotanana momba ny akany ve ianao? Ity takelaka [...]