Fampianarana

/Fampianarana

Foto-pinoana

Ny Tantaran'ny FJKM: Fiangonana telo samihafa no nitambatra ho Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM). Ny London Missionary Society (LMS) Ny Friends’Foreign Mission Association (FFMA) [...]

Ny tantaran’ny fiangonana

FAMINTINANA NY TANTARA Ny volana Oktobra 1864 no niorenan’ny Fiangonana Avaratr’Andohalo. Kristiana 40 mianadahy tao amin’ny Fiangonana Analakely notarihin’andriamatoa ingahy RAINITRIMO sy RAMAKA . Mponina [...]