Ny Vaomiera Maharitra no miara-tomponandraikitra amin’ny Biraon’ny Fiangonana amin’ny fanatanterahana ireo sokajinasa sy asa voarakitra ao amin’ny TANJONA sy TETIKASA.

Ny kristiana rehetra vita batisa sy ny Katekomena no taomina sy ampirisihina hirotsaka ao amin’ny Vaomiera Maharitra, satria ao no sehatra handraisan’ny rehetra anjara amin’ny asa fanompoana eto amin’ny Fiangonana, araka ny fanomezam-pahasoavana ananany. Misy fito ny Vaomiera Maharitra.

IREO VAOMIERA MAHARITRA

Vaomieran’ny AIM-PANAHY (V.A.P)
Vaomiera mikolo ny fiainam-pinoana ny Litorjia, ny fampianarana Soratra Marina, ny fampandrosoana ny faritra, sy ny maro hafa koa. Miara-miasa amin’ny Mpitandrina izy amin’izany.

♦ Filoha : RAJAOSAFARA Harifidy
♦ Filoha mpanampy : RAKOTONDRAMASY Paquerette
♦ Mpitantsoratra : RAHELIARISOA Lydia
♦ Mptantsoratry ny vola : ANDRIAMAMONJIARIVO Maharison
♦ Mpitambola : RAJEMISA Florence Alice
♦ Mpanolotsaina : RATSIMANOHATRA Viviane Nicole Rajaona
RASOAHANITRINIALA Voninavoko

Fanontaniana Hafa

  • Ny fiangonana manoloana ny raharaham-pirenena
  • Ny toeran'ny vola eo amin'ny fiangonana
  • Ny fiainana kristianina
  • Ny fitaizana kristianina ny ankizy
  • Eo ambany fahasoavana sa eo ambany lalàna?
  • Mifankazatra amin'ny Tsitoha...
  • Ireo Didy folo nomen'Andriamanitra
  • Sabata sa alahady?
  • Ny toetra araka an'Andriamanitra
  • Ireo fiadiana hoenty miady amin'ny fiainana
  • Ny fiangonana sy ny fanatontoloana
Ahoana no ahafahako mametraka fanontaniana eto ? Isaky ny alahady dia mis vata fandraisana ny fanontanianao eo amin'ny varavarana fidirana aty ambany
Hanontany

Hazoto hamaky baiboly aho…