Sampana Tanora Kristianina Zandriny ( STK Za)

Ny Sampana Tanora Kristiana Zandriny, afohezina hoe S.T.K.Za, dia Sampana iray miorina ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, amin’ny maha STK. Natao hitaizana sy hanabe ny tanora. Manaraka ny Fitsipika ankapobeny sy ny foto-kevitra iorenan’ny Fiangonana. Nankatoavina ara-pombam-piangonana teo anivon’ny FJKM, ny 29 Aogositra 1974. Ny Fitsipi-pitondran’ny STKZa dia miankina tanteraka amin’ny STK FJKM [...]