DORKASY

Sampana miorina  ao amin’ny FJKM ary miankina amin’ny Departemantan’ny Fiangonana. Manaja ny rafitra sy Fotodalana FJKM, ny Dorkasy.

Mitory sy manambara ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy, ary manolokolo sy mitaiza ny ankizy sy ny tanora ary ny olon-dehibe, amin’ny alalan’ny fampivoarana ny vehivavy amin’ny  lafiny rehetra : saina vatana, fanahy.

Zava-kendreny (io ambony io ihany, araka ny and.5 ao amin’ny fitsipika)

Biraon’ny Sampana

♦ Filoha :
♦ Filoha mpanampy:
♦ Mpitantsoratra ny fivoriana :

♦ Mpitan-tsoratry ny vola :
♦ Mpitahiry vola :
♦ Mpanolotsaina : 

.

ANDRIANTSARAFARA Randrianandraina Voahangy
RAMBOATIANA RAJAOSAFARA Huguette
RAZERMERA Angelina

RABESAONA Alimamy
SAHIVELO RAVANONA Bodoarivelo
RASOLOFONIAINA Claire
RAJAONAH Sahondra

 » Fa ianareo koa dia vavolombelona hanambara fa Kristy no Fihavanantsika  »  Jao 1 .5 / Efes 2.14