Ny Sampana Tanora Kristiana Zandriny, afohezina hoe S.T.K.Za, dia Sampana iray miorina ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, amin’ny maha STK. Natao hitaizana sy hanabe ny tanora. Manaraka ny Fitsipika ankapobeny sy ny foto-kevitra iorenan’ny Fiangonana. Nankatoavina ara-pombam-piangonana teo anivon’ny FJKM, ny 29 Aogositra 1974. Ny Fitsipi-pitondran’ny STKZa dia miankina tanteraka amin’ny STK FJKM izay miainga amin’ny Foto-dalàna sy Fitsipika ijoroan’ny FJKM (Didy fanapahana N° 2175 ny 06 Jolay 1972)

Ny sampana tanora kristianina zandriny eto anivon’ny Fiangonana FJKM Avaratr’Andohalo dia niforona tamin’ny taona 1984.

Zava-kendreny

Ny S.T. K. Za, araka ny fitsipika sy fifampitondrana iombonana amin’ny STK FJKM, dia mandray ho adidy ny mitory ny Filazantsara amin’ny olombelona rehetra (Mat 16,15), mba hahatonga ny tanora hahery sy hitoetra ao amin’ny Tenin’Andriamanitra, sady efa naharesy ilay ratsy (1jao 2, 4-14b). Manabe sy mikolokolo ny tanora amin’ny lafim-piainany rehetra, mba hahatonga azy ho vavolombelon’i Kristy (1Tim 4, 12).

Biraon’ny Sampana

♦ Filoha :
♦ Filoha mpanampy :
♦ Filoha mpanampy :
♦ Mpitantsoratra :
♦ Mpitantsoratry ny vola :
♦ Mpitahiry vola :
♦ Mpanolontsiana :

.

RAMONTAZAFY Fetra
RAMBOATIANA Hery
RAHOERA Ando Mickaël
RADIMISAON Sedra Sarobidy
RAMIANDRISOA Ramiaramanana Lalaina
RAJAONARISON Micky Landric
RAKOTONJANAHARY Zolalaina Harifenitra

Fa ianao kosa dia mahareta amin’izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao”. (2 Tim. 3: 14a)

Mihira izahay

Fihaonam be STK Za

Fianarana manao sakafo

Fambolen-kazo