FAMPAHAFANTARANA

AVA TAHALA MAITSO ILAIVOLA fotodrafitrasa ho loharanom-bola maharitra eto amin’ ny fitandremana Avaratr’ Andohalo .
Eny Ilaivola Ivato no misy io toerana mahafinaritra io : Lot 079 I1 Bis Ilaivola Ivato-105 Ambohidratrimo
Toerana fandraisana lanonana ankalamanjana, fivoriana , fivoahana an-tsaha, fitsangatsanganana, lanonana isan-karazany …

Manana efitra trano lehibe eo anivon’ ny zava-maintso, misy trano fikarakarana sakafo sy trano fivoahana.
Raha maniry ny hisitraka sy hampiasa izany toerana izany ary ianareo dia afaka mifandray avy hatrany amin’ ny tompon‘andraikitra amin’ny laharam-pinday : 034 95 686 22 sy/na ny adiresy mailaka :
 ava.tahalamaitsoilaivola@gmail.com

Koa manatena antsika fa vonona handray ny Tahala amin’ ny sarany tsy mena-mitahy amin’ ny hafa .

Coordonnées googlemap AVAPage facebook AVA