Ny AMAA dia mampiseho ny voninahitr’ Andriamanitra amin’ny hira fiderana, araka ny voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny 2 Tantara 5,12.13 Misahana andraikitra ato anatiny sy/na ivelan’ny Fitandremana ny AMAA, araka ny anjara asa fanompoana manandrify azy ka atolotry ny Ambaratongam-pitondrana eto amin’ny Fitandremana hotanterahin’ny Sampana Antoko Mpihira

Zava-kendreny

Ny AMAA dia mitory ny Filazantsara amin’ny alalan’ny hira, hanandra-peo hitory fiadanana sy famonjena araka ny Isaia 58,1 sy ny 52,7 ; ary hitory ny Anaran’ Andriamanitra amin’ny Fiangonana, araka ny Sal 22,22. Ny AMAA dia manabe sy mitaiza ny mpikambana rehetra ao aminy, amin’ny maha olona manontolo : ara-panahy sy ara-tsaina ary ara-batana , izay tanterahiny amin’ny fomba samihafa tsy mifanohitra amin’ny Filazantsara sy ny maha Fiangonana.

Biraon’ny Sampana

♦ Filoha :
♦ Filoha mpanampy  :
♦ Mpitantsoratry ny fivoriana :
♦ Mpitantsoratry ny vola :
♦ Mpitahiry vola :
♦ Mpanolotsaina :

RAKOTONDRAMASY Paquerette 
RABEARISON Heritiana
RATSIFANDRIHAMANANA Bakomalala
RANDRIAMASIMIADANA SAFIDIARIJAONA Bodoniaina
RAMAMONJISOA Koloina Mialitiana
RAKOTOSON Lila
RANDRIAMANANTENA Ainatiana

Hetsika samihafa
Ny AMAA dia mitory ny Filazantsara amin’ny alalan’ny hira, hanandra-peo hitory fiadanana sy famonjena araka ny Isaia 58,1 sy ny 52,7 ;
ary hitory ny Anaran’ Andriamanitra amin’ny Fiangonana, araka ny Sal 22,22.
Ny AMAA dia manabe sy mitaiza ny mpikambana rehetra ao aminy, amin’ny maha olona manontolo : ara-panahy sy ara-tsaina ary ara-batana
, izay tanterahiny amin’ny fomba samihafa tsy mifanohitra amin’ny Filazantsara sy ny maha Fiangonana.