Komity/Vaomiera

/Komity/Vaomiera

AVA, Tahala Maitso Ilaivola

FAMPAHAFANTARANA AVA TAHALA MAITSO ILAIVOLA fotodrafitrasa ho loharanom-bola maharitra eto amin’ ny fitandremana Avaratr’ Andohalo . Eny Ilaivola Ivato no misy io toerana mahafinaritra io : Lot 079 I1 Bis Ilaivola Ivato-105 Ambohidratrimo Toerana fandraisana lanonana ankalamanjana, fivoriana , fivoahana an-tsaha, fitsangatsanganana, lanonana isan-karazany … Manana efitra trano lehibe eo anivon’ ny [...]

By | mai 17th, 2020|Komity/Vaomiera|Commentaires fermés sur AVA, Tahala Maitso Ilaivola

Ny vaomiera

By | novembre 19th, 2019|Komity/Vaomiera|Commentaires fermés sur Ny vaomiera

Komity maharitra

By | novembre 19th, 2019|Komity/Vaomiera|Commentaires fermés sur Komity maharitra

Komity sy Vaomiera

Ny Vaomiera Maharitra no miara-tomponandraikitra amin'ny Biraon'ny Fiangonana amin'ny fanatanterahana ireo sokajinasa sy asa voarakitra ao amin'ny TANJONA sy TETIKASA. Ny kristiana rehetra vita batisa sy ny Katekomena no taomina sy ampirisihina hirotsaka ao amin'ny Vaomiera Maharitra, satria ao no sehatra handraisan'ny rehetra anjara amin'ny asa fanompoana eto amin'ny Fiangonana, araka ny fanomezam-pahasoavana ananany. Misy [...]

By | novembre 18th, 2019|Komity/Vaomiera|Commentaires fermés sur Komity sy Vaomiera

NY AKANY, AO ANJOHY

. Ry zanaky ny fiangonana Avaratr’Andohalo, na ny eto an toerana, na ny any ampielezana, "ho aminareo anie ny Fiadanan’ny Tompo". Efa an taonany maro no naniriantsika hanorina akany hoan’ny fiangonana Avaratr’Andohalo ka nitolomantsika am-bavaka sy niandrasantsika fatratra tamin'ny finoana sy fanantenana. Mamaly vavaka ny Tompo, Tonga ny fotoan’andro voatendriny. Hitsangana isika mpanorina izany akany [...]

By | novembre 11th, 2019|Komity/Vaomiera|Commentaires fermés sur NY AKANY, AO ANJOHY