Isika Malagasy
Sehatra mba ampahalalaina ny maha malagasy sy ny lafiny kolotoraly. Ohatra :ny teny, ny fihavanana, ny sakafo, ny fanambadiana, ny fomba ny foko sns. Ny fihavanana teo amin'ny Malagasy Zava-dehibe amin’ny Malagasy ny fihavanana, hany ka fatra-pandala izany izy. Mafy izany atao hoe very amin-kavana izany, ary ny fihavanana no taloha fa tsy ny vola. Koa aleo very tsikalakalam-bola, toy izay very tsikalakalam-pihavanana. Tsimbalivaly anefa ny fiainan’olombelona ka manaraka ny onjam-piainana eny ihany koa ny [...]