Sampana

/Sampana

LaDouze

By | novembre 22nd, 2019|Sampana|Commentaires fermés sur LaDouze

SLK

Ny S.L.K. dia Sampana mitaiza sy manolokolo ny maha olona ny lehilahy, ho fampandrosoana ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara.   Zava-kendreny Ny Sampana Lehilahy Kristianina (SLK) dia sampana velona eo anivon'ny fiangonana ho fanabeazana ny lehilahy ho ray mpitaiza sy mpanolokolo ny taranaka ho vanona, mizara fahalalana sy [...]

By | novembre 22nd, 2019|Sampana|Commentaires fermés sur SLK

STKZO

SAMPANA TANORA KRISTIANA ZOKINY Maha izy azy ny Sampana Ny Sampana Tanora Kristiana Zokiny, afohezina hoe  S.T.K.Zo, dia Sampana iray miorina eto amin’ny FJKM Avaratr’Andohalo, natao hifampitaizana sy hibeazana  mba hitomboana amin’ny fahalalana sy finoana an’i Jesoa Kristy, ary ahafahana manompo sy miasa ho Azy mba ho fijoroana vavolombelona amin’ny sehatra rehetra. Amin’ny maha [...]

By | novembre 18th, 2019|Sampana|Commentaires fermés sur STKZO

VFL

Ny Sampana Fivondronana Laika F.J.K.M (S.F.L.) dia Sampana faha VI najoron’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (F.J.K.M) ary nankatoavina ho Sampana tamin’ny Synôda Lehibe faha-VI, tamin’ny taona 1978, tao amin’ny Kolejy Protestanta Rasalama Antananarivo. Nambara ampahibemaso tao amin’ny FJKM Amparibe Famonjena, ny 29 Janoary 1979 ny fijoroany. Ny sampana dia natsangana mba hivondronan’ireo vahoakan’Andriamanitra [...]

By | novembre 18th, 2019|Sampana|Commentaires fermés sur VFL

SVM

VOKOVOKO MANGA Maha izy azy ny Sampana Sampana mijoro eo anivon’ny Fiangonana dia ny FJKM, ao anivon’ny fiarahamonina misy azy, ary eo anivon’ny firenena. Fehezin’ny Foto-dalàna sy Fitsipiky ny FJKM Zava-kendreny : Miady amin’ny zava-mahadomelina ao anatiny sy ivelan’ny Fiangonana. Biraon’ny Sampana ♦ Filoha : ♦ Filoha mpanampy : ♦ Mpitantsoratra ny fivoriana : [...]

By | novembre 18th, 2019|Sampana|Commentaires fermés sur SVM

SAFIF Tantara

Tsy fanoratana tantara toy ny mahazatra loatra izao andàlan-tsoratra izao fa fanehoana ny maha Fifohazana ny FIFOHAZANA hahatakaran’ny Mpamaky ny Asa mahagaga nataon’Andriamanitra ho famojena Izao tontolo izao tao amin’ I Jesoa Kristy. Raha nihevitra ny Jiosy fa ho avy hamonjy azy ny Mesia amin’ny alàlan’ny miaramila sy fitaovam-piadiana mahery vaika, dia [...]

By | octobre 21st, 2019|Sampana|Commentaires fermés sur SAFIF Tantara

FI.MPI.Z

Ny FIkambanan'ny MPItendry Zava maneno na FI.MPI.Z dia mijoro eto amin’ny Fitandremana Avaratr’Andohalo araka ny fanapahan-kevitry ny Mpihevi-draharaha, tamin’ny Sabotsy27 Aprily 2013. Izany dia ho fanohizana sady ho fandrindrana kokoa ny rafitra ifampitondrana tao amin’ny Sampana Zava-maneno izay efa najoro hatramin’ny 1993.   Miorina ary manana fototra ara-tSoratra Masina koa ny fijoroan’ny Sampanasa Zava-maneno, [...]

By | octobre 11th, 2018|Sampana|Commentaires fermés sur FI.MPI.Z

Sampana Tanora Kristianina Zandriny ( STK Za)

Ny Sampana Tanora Kristiana Zandriny, afohezina hoe S.T.K.Za, dia Sampana iray miorina ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, amin’ny maha STK. Natao hitaizana sy hanabe ny tanora. Manaraka ny Fitsipika ankapobeny sy ny foto-kevitra iorenan’ny Fiangonana. Nankatoavina ara-pombam-piangonana teo anivon’ny FJKM, ny 29 Aogositra 1974. Ny Fitsipi-pitondran’ny STKZa dia miankina tanteraka amin’ny STK FJKM [...]

By | octobre 10th, 2018|Sampana|Commentaires fermés sur Sampana Tanora Kristianina Zandriny ( STK Za)