haisera.fjkmaa

/Sampanasa AFIFAB

About Sampanasa AFIFAB

This author has not yet filled in any details.
So far Sampanasa AFIFAB has created 223 blog entries.

AMAA

Ny AMAA dia mampiseho ny voninahitr’ Andriamanitra amin’ny hira fiderana, araka ny voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny 2 Tantara 5,12.13 Misahana andraikitra ato anatiny sy/na ivelan’ny Fitandremana ny AMAA, araka ny anjara asa fanompoana manandrify azy ka atolotry ny Ambaratongam-pitondrana eto amin’ny Fitandremana hotanterahin’ny Sampana Antoko Mpihira Zava-kendreny Ny AMAA dia [...]

By | septembre 13th, 2018|Uncategorized|Commentaires fermés sur AMAA

Fampianarana SM

« Dia nampanetry tena anao Izy ka namela anao ho noana, dia nanome anao ny mana hohaninao, (…) hampahafantarany anao fa tsy mofo ihany no iveloman'ny olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan'i Jehovah no iveloman'ny olona. » (Deo 8, 3) « Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, [...]

By | septembre 7th, 2018|Fampianarana|Commentaires fermés sur Fampianarana SM

Foto-pinoana

Ny Tantaran'ny FJKM: Fiangonana telo samihafa no nitambatra ho Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM). Ny London Missionary Society (LMS) Ny Friends’Foreign Mission Association (FFMA) Ny Mission Protestante Française (MPF) Nandalo fisedrana ny Fiangonana: tao ny fanenjehana tamin’ny andron-dRanavalona voalohany (1828-1861), betsaka ny maritiora maty novonoina, nodorana, navarina tamin’ny hantsana, nolefonina, notoraham-bato, tao ny mba [...]

By | septembre 7th, 2018|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Foto-pinoana