FI.MPI.Z
Ny FIkambanan'ny MPItendry Zava maneno na FI.MPI.Z dia mijoro eto amin’ny Fitandremana Avaratr’Andohalo araka ny fanapahan-kevitry ny Mpihevi-draharaha, tamin’ny Sabotsy27 Aprily 2013. Izany dia ho fanohizana sady ho fandrindrana kokoa ny rafitra ifampitondrana tao amin’ny Sampana Zava-maneno izay efa najoro hatramin’ny 1993. Miorina ary manana fototra ara-tSoratra Masina koa ny fijoroan’ny Sampanasa Zava-maneno, [...]

