Fampianarana

/Fampianarana

Fantatro izay inoako

Fanontaniana mila valiny. Moa tsy mino na manivaiva an’i Maria ve ny Protestanta ? Hitantsika ao amin’ny Testamenta Vaovao ny momba an’i Maria, renin’i Jesoa. Vehivavy feno fanetren-tena sy mpankato izy ary nanaiky ho fiasana teo an-tanan’Andriamanitra (Mat 1, 18 ; Lio 1, 30 – 38). Hita ao koa ny finoany ka [...]

By | novembre 14th, 2019|Fampianarana|Commentaires fermés sur Fantatro izay inoako

Fampianarana SM

« Dia nampanetry tena anao Izy ka namela anao ho noana, dia nanome anao ny mana hohaninao, (…) hampahafantarany anao fa tsy mofo ihany no iveloman'ny olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan'i Jehovah no iveloman'ny olona. » (Deo 8, 3) « Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, [...]

By | septembre 7th, 2018|Fampianarana|Commentaires fermés sur Fampianarana SM