[wpgmza id= »1″]

Maha izy azy ny Sampana

Ny Sampana Tanora Kristiana Zandriny, afohezina hoe S.T.K.Za, dia Sampana iray miodna ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, amin’ny maha STK. Na. hitaizana sy hanabe ny tanora. Manaraka ny Fitsipika ankapobeny sy ny foto-kevitra iorenan’ny Fiangonana. Nankatoavina ara-pombam-piangonana . anivon’ny FJKM, ny 29 Aogositra 1974. Ny Fitsipi-pitondran’ny STKZa dia miankina tanteraka amin.ny STK FJKM izay miainga amin.ny Foto-da.a sy Fitsipika ijoroan’ny FJKM (Didy fanapahana N. 2175 ny 06 Jolay 1972).

Zava-kendreny

Ny S.T. K. Za, araka ny frtsipika sy frfampitondrana iombonana amin’ny STK FJKM, dia mandray ho addy ny mit°, ny Filazantsara amin’ny obmbelona rehetra (Mat 16,15), m. hahatonga ny tanora hahery sy hitoetra ao amin’ny Ten.’Andriamanitra, sady efa naharesy gay ratsy (1. 2, 4-14b). Manabe sy mikolokolo ny tanora amin’ny lafim-piainany rehetra, mba hahatonga azy ho vavolombelon’i Kristy (1Trm 4, 12).

Biraon’ny Sampana

Filoha : RAMONTAZAFY Andriamihaja
Filoha mpanampy (2) : RAMBOATtANA Hery
RAZAFINDRATOVO Ndrina

Mpitantsoratra (2) : RAMIANDRISOA Kotoina
RATOVO RAKOTOVAO Antsa Fifaliana

Mpitantsoratry ny vola : RASOLOFOHARIVELO Zo

Mpitahiry vola : RAKOTONANAHARY Riri