Fanokafana Fiangonana anaty Fahamehana ara-pasalamana
Ho antsika Kristiana Eto amin’ny FJKM Avaratr’Andohalo Ry havana, Ny Biraon’ny Fiangonana no mamangy antsika rehetra. Ho aminareo ny fahasoavana sy ny fiadanan’ny Tompo. Niarahantsika nandre ny fanambarana sy fandaminana nataon’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe, tamin’ny alalan’ny Filoha, IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina, izay manome alalana ny Mpitandrina hamoha ny trano Fiangonana isanandro sy ny Alahady. Rentsika [...]
