AFIFAB Avaratr’Andohalo
Zava-kendreny - Asa nosahananin'ny Komity Haisera teo aloha : fandaminana herinandro manokana (Krismasy, Paska, Pentekosta), fandaminana hetsika fiombonan'ny fiangonana (Zanak'Avaratr'Andohalo, fitsangatsanganana, fetin'ny taranaka ...), fampitàna mivantana ireo hetsika rehetra ireo @ internet (araka izay azo atao), fanangonam-baovao @ lafiny rehetra (isaka alahady, hetsika sampana/sampanasa/komity hafa/faritra ...) sy @ fomba rehetra (sary, [...]
SA Sekoly
SAMPAN’ASA SEKOLY FJKM AMBOHIJATOVO AVARATRA Nankinina tamin'ny FJKM Avaratr'Andohalo ny Sekoly Protestanta Ambohijatovo Avaratra. Ity sampanasa ity no sehatra ahazoan'ny Fiangonana miditra an-tsehatra sy mandray anjara biriky hanohanana sy hampivoarana ary hanampiana ny Sekoly Ambohijatovo Avaratra, na fotodrafitrasa sy tohandrafitra ary fampitaovana, na hevitra ankapobeny ho fampivoarana sy fampandrosoana ny sekoly ( fampianarana, mpianatra, mpiasa, [...]
Ny Sakramenta
Ny Sakramenta: Ny Sakrameta dia maneho ny fahasoavan’Andriamanitra amin’ny alalan’ny famanatarana hita maso Amintsika Protestanta dia roa ny Sakramenta dia ny Batisa sy ny Fanasan’ny Tompo satria izay no nanafaran’ny Tompo ao amin’ny Soratra Masina (Mat.28,19 ; Lio.22,15‐20). Ny Sakramenta, «sacrementum » hoy ny teny latina, izay manambara ny fandraisana ny fahasoavan’Andriamanitra aseho amin’ny alalan’ny famantarana hita [...]
