haisera.fjkmaa

/Sampanasa AFIFAB

About Sampanasa AFIFAB

This author has not yet filled in any details.
So far Sampanasa AFIFAB has created 223 blog entries.

Fampianaram-pinoana FJKM

Zanaky ny reformasiona ny FJKM, ary manaraka ny fampianaran'i Calvin (Kalvinista). Ireto no fototry ny maha FJKM: . 1- NY TENIN' ANDRIAMANITRA: Torinteny sy fampianarana araka ny Soratra Masina ihany. (Mat 18:19 ; Mar 16:15 ;Asa 8:31 ; Rom 10:17 . . ) 2- NY SAKRAMENTA ROA dia ny Batisa sy ny Fanasan'ny Tompo, ary ny LITORJIA . [...]

By | janvier 23rd, 2020|Uncategorized|Commentaires fermés sur Fampianaram-pinoana FJKM

KATEKOMENA noraisina ny alahady faha 12 janoary 2020

Andiany FANAVAOZANA Vehivavy (mpivady na miomana ho amin'ny fanambadiana) ANDOMALALA Anjara Nirindra (horaisina amin’ny Paska) | I Jaona4 : 8 Faritra : Faha 11 Sampana: AMAA HARIMBOLANIAINA Mioramboahangy 034 81 859 12 | Salamo 106,4 Faritra : Fanantenana Sampana: VFL RAKOTOMALALA Rambeloarisoa Miora 034 33 219 77 | Isaia 43, 10 Faritra : Voalohany [...]

By | janvier 17th, 2020|Uncategorized|Commentaires fermés sur KATEKOMENA noraisina ny alahady faha 12 janoary 2020

Loholona sy Diakona – Lamim panompoana 2020

" Ary amin'izany dia mazotoa kokoa ry rahalahy hampitoetra ny fiantsoana sy ny fifidianana anareo" 2 Petera 1,10 ZIOGA EPIFANIA KRISMASY . KAREMY ZIOGA . ZIOGA PASKA . PENTEKOSTA TRINITE ZIOGA . ZIOGA ADVENTO JANOARY FEBROARY MARTSA MAMPANDRAY II MAMPANDRAY III MAMPANDRAY IV 1 Taom-baovao II 2 Fandraisan-tanana ireo loholona II 1 [...]

By | janvier 9th, 2020|Uncategorized|Commentaires fermés sur Loholona sy Diakona – Lamim panompoana 2020

SAFIF-Logo sy hira faneva

FIFANINANANA LOGO SY HIRA FANEVA  . Jobily faha 25 taona ny SAFIF FJKM Avaratr'Andohalo Ry havana, Ampitombohina aminareo ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo Hamkalaza an’Andriamanitra noho ny faha-25 taona nijoroany ny SAFIF AVARATR’ANDOHALO mandritra ny taona 2020 ho avy izao. Koa fifaliana ho anay ny [...]

By | décembre 28th, 2019|Uncategorized|Commentaires fermés sur SAFIF-Logo sy hira faneva

SAFIF Avaratr’andohalo

NY SAFIF ETO AVARATRANDOHALO . Tany am-piandohana Tsy hita ny fitanana an-tsoratra ny niandohan’ny asa Fifohazana teto Avaratr’Andohalo. Tany amin’ny taona 1949 tany dia efa nisy fotoam-pifohazana isaky ny Alatsinainy hariva amin’ny 06 ora. Ny Mpitandrina RAJAONARIVONY Joseph sady Mpiandry avy tao amin’ny Tobilehibe Soatanana Avaratra no nitarika izany. Ramatoa RAVONIANOSY no [...]

By | décembre 28th, 2019|Uncategorized|Commentaires fermés sur SAFIF Avaratr’andohalo

Ny fihavanana Malagasy

Sehatra mba ampahalalaina ny maha malagasy sy ny lafiny kolotoraly. Ohatra :ny teny, ny fihavanana, ny sakafo, ny fanambadiana, ny fomba ny foko sns. Ny fihavanana teo amin'ny Malagasy Zava-dehibe amin’ny Malagasy ny fihavanana, hany ka fatra-pandala izany izy. Mafy izany atao hoe very amin-kavana izany, ary ny fihavanana no taloha fa tsy ny vola. Koa aleo very tsikalakalam-bola, toy izay very tsikalakalam-pihavanana. Tsimbalivaly anefa ny fiainan’olombelona  ka manaraka ny onjam-piainana eny ihany koa ny [...]

By | décembre 14th, 2019|Uncategorized|Commentaires fermés sur Ny fihavanana Malagasy

Asa fitoriana ny Filazantsara (AFF)

SAMPAN’ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA A.F.F Asan’ny Fiangonana no ataon’ny AFF . Izy no mandrindra ny asa Fitoriana ny Filazantsara rehetra tanterahin’ny Fiangonana manontolo sy ny Sampana : Asa fitoriana ato anatiny sy ivelany. Ny Kristiana rehetra no mpikambana avy hatrany amin’ny Asa Fitoriana eo ambany fandaminan’ny AFF. Amin’ny maha Sampanasa azy (fa tsy Sampana), dia [...]

By | décembre 8th, 2019|Uncategorized|Commentaires fermés sur Asa fitoriana ny Filazantsara (AFF)

LaDouze

By | novembre 22nd, 2019|Sampana|Commentaires fermés sur LaDouze

SLK

Ny S.L.K. dia Sampana mitaiza sy manolokolo ny maha olona ny lehilahy, ho fampandrosoana ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara.   Zava-kendreny Ny Sampana Lehilahy Kristianina (SLK) dia sampana velona eo anivon'ny fiangonana ho fanabeazana ny lehilahy ho ray mpitaiza sy mpanolokolo ny taranaka ho vanona, mizara fahalalana sy [...]

By | novembre 22nd, 2019|Sampana|Commentaires fermés sur SLK

Ny rafitra

Ny Fitandremana no ambaratongan-drafitra fototra ato amin’ny FJKM. Ny Foto-dalana andininy faha-15 dia mamaritra ny Fitandremana ho toy izao: “Ny Fitandremana dia Fiangonana iray (1) na maromaro entin’ny Mpitandrina iray (1) araka ny fandaminana ataon’ny Komity Lehiben’ny Synodamparitany”. Ankilany, ny Fiangonana dia: “fitambaran’ny mpiara-mivavaka sy mpiara-miangona amin’ny toerana iray araka ny fotopinoana sy ny fomba ary adidy [...]

By | novembre 19th, 2019|Fiainan'ny fiangonana|Commentaires fermés sur Ny rafitra