Nohon’ny Fahasoavan’Andriamanitra dia notanterahina tamin’ny alahady 13 oktobra 2019 ny fametrahana ny vato fehizoron’ny Akany ao Anjohy. Najoro ny Komitin’ny fanorenana ary am-perinasa tanteraka ankehitriny. Efa hita sy azo tsapain-tanana  ny asa vita, na dia vao telo volana katroka aza izao no nametrahana ny vato fehizoro.

Hanao tolotanana momba ny akany ve ianao?
Ity takelaka ity misy fampahalalana vitsivitsy mety hanampy anao raha toa ka fitaovana na akora no atolotrao.

Misaotra sy mankasitraka anao.

Ireto avy ireo mpikambana mandrafitra ny Komity ny fanorenana Akany:

Ny Birao:

  • Filoha: Rajaonarison Andriamady Nirina
  • Filoha mpanampy I: Rasandimanana Hariniaina
  • Filoha mpanampy II: Rafatro Mialy
  • Mpitantsoratry ny fivoriana: Rajaonarivony Eric Lanto
  • Mpitantsoratry ny vola: Andrianavalona Haja
  • Mpitahiry vola: Ramandimbivololona Mihary
  • Mpanolontsaina I: RAZAFINDRAKOTO Samuel Rolland
  • Mpanolontsaina II: Rakotoarivelo Claude Michel
  • Mpanolontsaina III: Randrianjanahary Jacques

     Ny Komity:

  • Ratsimandresy Navalonjaka
  • Ranjato Harison
  • Randrianjanahary Emile
  • Ratsimandresy Jean
  • Ramandiamanana Michaël
  • Randriasendrarivony Christian
  • Rakotozafy Rivo
  • Raheliarisoa Lydia
  • Ravelonjatovo Mboasalama
  • Randrianarivo Gérard
  • Rajaonarison Beby Emma
  • Rabesaona Raymond
  • Andriambolamaharo Jeannot
  • Randrianarivony Joseph
  • Ratsimba Claude

.

« Koa mitandrema; fa Jehovah efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina; dia mahereza ka mahefà » I Tantara 28,10