STKZO
SAMPANA TANORA KRISTIANA ZOKINY Maha izy azy ny Sampana Ny Sampana Tanora Kristiana Zokiny, afohezina hoe S.T.K.Zo, dia Sampana iray miorina eto amin’ny FJKM Avaratr’Andohalo, natao hifampitaizana sy hibeazana mba hitomboana amin’ny fahalalana sy finoana an’i Jesoa Kristy, ary ahafahana manompo sy miasa ho Azy mba ho fijoroana vavolombelona amin’ny sehatra rehetra. Amin’ny maha [...]
SVM
VOKOVOKO MANGA Maha izy azy ny Sampana Sampana mijoro eo anivon’ny Fiangonana dia ny FJKM, ao anivon’ny fiarahamonina misy azy, ary eo anivon’ny firenena. Fehezin’ny Foto-dalàna sy Fitsipiky ny FJKM Zava-kendreny : Miady amin’ny zava-mahadomelina ao anatiny sy ivelan’ny Fiangonana. Biraon’ny Sampana ♦ Filoha : ♦ Filoha mpanampy : ♦ Mpitantsoratra ny fivoriana : [...]
Komity sy Vaomiera
Ny Vaomiera Maharitra no miara-tomponandraikitra amin'ny Biraon'ny Fiangonana amin'ny fanatanterahana ireo sokajinasa sy asa voarakitra ao amin'ny TANJONA sy TETIKASA. Ny kristiana rehetra vita batisa sy ny Katekomena no taomina sy ampirisihina hirotsaka ao amin'ny Vaomiera Maharitra, satria ao no sehatra handraisan'ny rehetra anjara amin'ny asa fanompoana eto amin'ny Fiangonana, araka ny fanomezam-pahasoavana ananany. Misy [...]
SAFIF Tantara
Tsy fanoratana tantara toy ny mahazatra loatra izao andàlan-tsoratra izao fa fanehoana ny maha Fifohazana ny FIFOHAZANA hahatakaran’ny Mpamaky ny Asa mahagaga nataon’Andriamanitra ho famojena Izao tontolo izao tao amin’ I Jesoa Kristy. Raha nihevitra ny Jiosy fa ho avy hamonjy azy ny Mesia amin’ny alàlan’ny miaramila sy fitaovam-piadiana mahery vaika, dia [...]
Famp. Alahady faha 5
[wpgmza id="1"] Maha izy azy ny Sampana Ny Sampana Tanora Kristiana Zandriny, afohezina hoe S.T.K.Za, dia Sampana iray miodna ao amin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara, amin'ny maha STK. Na. hitaizana sy hanabe ny tanora. Manaraka ny Fitsipika ankapobeny sy ny foto-kevitra iorenan'ny Fiangonana. Nankatoavina ara-pombam-piangonana . anivon'ny FJKM, ny 29 Aogositra [...]