Uncategorized

/Uncategorized

DORKASY

DORKASY Sampana miorina  ao amin’ny FJKM ary miankina amin’ny Departemantan’ny Fiangonana. Manaja ny rafitra sy Fotodalana FJKM, ny Dorkasy. Mitory sy manambara ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy, ary manolokolo sy mitaiza ny ankizy sy ny tanora ary ny olon-dehibe, amin’ny alalan’ny fampivoarana ny vehivavy amin’ny  lafiny rehetra : saina vatana, fanahy. Zava-kendreny (io ambony io ihany, araka [...]

By | novembre 18th, 2019|Uncategorized|Commentaires fermés sur DORKASY

Ny Sekoly AA

By | novembre 11th, 2019|Uncategorized|Commentaires fermés sur Ny Sekoly AA

AVA Tahala Maitso ILAIVOLA

By | octobre 2nd, 2019|Uncategorized|Commentaires fermés sur AVA Tahala Maitso ILAIVOLA

Komitin’ny Akany

Nohon'ny Fahasoavan'Andriamanitra dia notanterahina tamin'ny alahady 13 oktobra 2019 ny fametrahana ny vato fehizoron'ny Akany ao Anjohy. Najoro ny Komitin'ny fanorenana ary am-perinasa tanteraka ankehitriny. Efa hita sy azo tsapain-tanana  ny asa vita, na dia vao telo volana katroka aza izao no nametrahana ny vato fehizoro. Hanao tolotanana momba ny akany ve ianao? Ity takelaka [...]

By | octobre 1st, 2019|Uncategorized|Commentaires fermés sur Komitin’ny Akany

Sampana Sekoly Alahady

Ny Sampana Sekoly Alahady (S.A./FJKM ) dia Sampana iray ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM). Ny fitsipika mifehy azy dia miainga amin’ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM. Miaraka amin’ny Departemantan’ny Fiangonana izy. Ny asan’ny Sekoly Alahady FJKM dia asa misiona izay miorina amin’ny Baikon’ny Tompo maniraka ny Fiangonana hanao mpianatra ny firenena rehetra [...]

By | octobre 10th, 2018|Uncategorized|Commentaires fermés sur Sampana Sekoly Alahady

Hira sy tononkira

He ry Avaratr’Andohalo Hé ry avaratr’Andohalo Fiangonana malala sarotra afoy, Sarotra adinoina, Fa iorenan’ny fo sy ny saina ! Fa iorenan’ny fo sy ny saina ! Eto ny Tompoko no toriana, Teto ny foko no nihatsara; Teto ny foko no nihatsara; Foko nihatsara re! Eto no misy Mpamonjy Amin’ny gandran’ny ota Eto no mahasoa, [...]

By | septembre 22nd, 2018|Uncategorized|Commentaires fermés sur Hira sy tononkira

Perikopa 2019

JANOARY FEBROARY MAMPANDRAY II MAMPANDRAY III 1 Taom-baovao II 2 Fandraisan-tanana ireo loholona II 5 I Isa. 48. 12-16 Alahadin'ny AMAA I 12 F.Katekomena Fanavaozana" V Jao. 10.24-30 Zokiolona V 19 Antsonjombe PST FJKM IV Asa. 12. 1-10 IV 26 Fandraisan-tanana ireo birao samihafa III APRILY MAY MAMPANDRAY V MAMPANDRAY I 5 Sampandrofia IV [...]

By | septembre 22nd, 2018|Uncategorized|Commentaires fermés sur Perikopa 2019

Mba fantatrao ve ?

Raha voan’ny sery mafy ianao ka sorena tsy mahita tory amin’ny alina, satria ny orona tsentsina, ny ranon-delo mitsororoka, dia aza Raha voan’ny sery mafy ianao ka sorena tsy mahita tory amin’ny alina, satria ny orona tsentsina, ny ranon-delo mitsororoka, dia aza misahirana mitady fanafody. Makà tongolobe, oignon, iray. [...]

By | septembre 22nd, 2018|Uncategorized|Commentaires fermés sur Mba fantatrao ve ?

Ny hafatry ny mpitandrina

By | septembre 13th, 2018|Uncategorized|Commentaires fermés sur Ny hafatry ny mpitandrina

AMAA

Ny AMAA dia mampiseho ny voninahitr’ Andriamanitra amin’ny hira fiderana, araka ny voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny 2 Tantara 5,12.13 Misahana andraikitra ato anatiny sy/na ivelan’ny Fitandremana ny AMAA, araka ny anjara asa fanompoana manandrify azy ka atolotry ny Ambaratongam-pitondrana eto amin’ny Fitandremana hotanterahin’ny Sampana Antoko Mpihira Zava-kendreny Ny AMAA dia [...]

By | septembre 13th, 2018|Uncategorized|Commentaires fermés sur AMAA